| Teny iditra | fipitrapitra (pitrapitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|