|
|
|
|

Teny iditra fiporitika (poritika)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny zavatra miporitika, izany hoe mifantsitsitra, mipariaka, mipitika hatraiza hatraiza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05