|
|
|
|

Teny iditra fipy (py)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mipỳ, izany hoe mikimpikimpy maso [1.1]

Teny iditra fipy
Sokajin-teny anarana
 Appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis [2.612]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Neobeguea mahafaliensis
Tovy hevitra andy ~ bemahova ~ hazolava

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20