Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
firahala
hi
ana
(
raha
la
hy
)
Sokajin-teny
anarana
Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana
[
1.1
]
Brotherhood
[
1.470
]
Fraternité
[
1.470
]
Ohatra
1
Tsaroana fa misy marina tokoa ny
firahalahiana
kristiana.
[
2.356
]
2
Izy anefa no vavolombelon' ny
firahalahiana
sy mpandrafitra azy.
[
1.369
]
3
Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana,
Firahalahiana
-, dia natao ho anareo koa.
[
2.472
]
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/17