|
|
|
|

Teny iditra firaika (raika)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana [1.1]
 Pente, inclinaison [1.13]
Voambolana 
Ohatra Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09