|
|
|
|

Teny iditra firaina (fira)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay
Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora [1.1]
 To be cut, to be reaped. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : firaina, firaiko, firainao, firainy, firaintsika, firainay, firainareo, firain', firain-, firaim-, firai-
Ny lasa : nofiraina, nofiraiko, nofirainao, nofirainy, nofiraintsika, nofirainay, nofirainareo, nofirain', nofirain-, nofiraim-, nofirai-
Ny hoavy : hofiraina, hofiraiko, hofirainao, hofirainy, hofiraintsika, hofirainay, hofirainareo, hofirain', hofirain-, hofiraim-, hofirai-
Filaza mandidy : firao

Teny iditra firaina
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Fangoraham-po [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20