| Teny iditra | firaisana (iray) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Union; agreement [1.7] | |||||
| Union; accord [1.8] | |||||
| Rapport sexuel, accouplement [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Mpanahaka | filomiana | ||||
| Teny iditra | firaisana (iray) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1] | |||||
| Voambolana | |||||
| Tovy hevitra | firaisam-pokontany | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |
|