|
|
|
|

Teny iditra firana
Sokajin-teny Tsy lazaina
 Tsara bika, mitsoroaka [1.1]
  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra firana (fitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Fafana, esorina amin' ny vorodamba, taratasy... ny diky: Firo io zaza io ~ Tokony hofirana itỳ loto itỳ [1.1]
 To be wiped [1.2]
 Qu'on essuie [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : firana, firako, firanao, firany, firantsika, firanay, firanareo, firan', firan-, firam-, fira-
Ny lasa : nofirana, nofirako, nofiranao, nofirany, nofirantsika, nofiranay, nofiranareo, nofiran', nofiran-, nofiram-, nofira-
Ny hoavy : hofirana, hofirako, hofiranao, hofirany, hofirantsika, hofiranay, hofiranareo, hofiran', hofiran-, hofiram-, hofira-
Filaza mandidy : firo

Teny iditra firaña
Sokajin-teny anarana
 Fary tapatapahina misompirana, tokony ho 10, 5 cm ny halavany [2.165]

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25