| Teny iditra | firohotra (rohotra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny vahoaka nijery ireo fiarakodia nifandona [1.1] | ||
| Fifindra-monina rodobe [1.13] | ||
| Manière d’aller en foule [1.3] | ||
| Exode [1.13] | ||
| Tsipelina hafa | firohitra [1.1#837, 1.3#543] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2021/10/04 |
|