|
|
|
|

Teny iditra firoky (roky)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny olona miroky, izany hoe tsy miteny mahitsy: Ny firokin' ny tambanivohitra any amin' ny faritany sasantsasany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20