| Teny iditra | fisadika (sadika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|