| Teny iditra | fisahiranana (sahirana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria vidin' ny sakafo narosonareo akory iny vola kely iny fa setrin' ny fisahirananareo [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|