|
|
|
|

Teny iditra fisainana (saina)
Sokajin-teny anarana
 Fieritreretana: Trano fisainana
Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1]
 Thinking, reflection [1.7]
 La pensée, réflexion [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528]
2Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928]
3I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10