| Teny iditra | fisakafoana (sakafo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihinanana sakafo: Amin' ny 12 ora no fisakafoan' ny kilasimandry [1.1] | ||
| The act of eating; a meal (sometimes pronounced fisakafoànana) [1.7] | ||
| Action de manger; repas (parfois prononcé fisakafoànana) [1.8] | ||
| Tsipelina hafa | fisakafoanana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|