| Teny iditra | fisakaizana (sakaiza) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fifankatiavan' ny mpisakaiza: Sarobidy ny fisakaizana fa matetika maharitra mandramaty [1.1] | ||
| Friendship, friendly relations [1.7] | ||
| Amitié, relations amicales [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|