| Teny iditra | fisalasalana (salasala) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1] | |||||||
| Doubt, hesitation [1.7] | |||||||
| Doute; hésitation [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04 |
|