| Teny iditra | fisanasanana (sanasana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|