|
|
|
|

Teny iditra fisandrahaka (sandrahaka)
Sokajin-teny anarana
 Firantsandrantsanana, fisampantsampanana, fivelaran' ny rantsana betsaka: Mahafinaritra ny fisandrahaky ny ravinala [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05