| Teny iditra | fisasasasa (sasasasa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Feon'ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany. [1.1] | ||
| [Bezanozano] Tabataba [1.78] | ||
| Bruit léger de la pluie, des feuilles agitées par le vent. [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|