|
|
|
|

Teny iditra fisatry (satry)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina misatry, na manao araka ny sitraky ny fo, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombampitenenana hoe "fisatry fanahy" [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05