|
|
|
|

Teny iditra fisazohana (sazoka)
Sokajin-teny anarana
 Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr' olona no nahatonga azy higadra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05