Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fi
se
ho
(
se
ho
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray:
Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera
[
1.1
]
Manière d’apparaître
[
1.3
]
Ohatra
1
Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be
fiseho
.
[
2.4
]
2
Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra
fiseho
.
[
2.472
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11