| Teny iditra | fisendahana (sendaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiendahana:
Fisendahan'ny hodi-kazo.
Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|