| Teny iditra | fisetrasetrana (setrasetra (setra)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: fihetraketrahana | |
| Ohatra | Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/03/04 |
|