|
|
|
|

Teny iditra fisintahana (sintaka)
Sokajin-teny anarana
 Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05