|
|
|
|

Teny iditra fisintonana (sintona)
Sokajin-teny anarana
 Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana
Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao
Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana [1.1]
Ohatra Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano. [2.356]

Teny iditra fisintonana
Sokajin-teny anarana
 Dérivabilité, extraction [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24