| Teny iditra | fisodika (sodika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|