| Teny iditra | fisokajiana (sokajy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: refimboa | |
| Ohatra | Ny kaominina dia atao hoe ambonivohitra na ambanivohitra ka ny fisokajiana dia miankina amin' ny tahan' ny mponina sy ny lafim-pivoarana ary ny fiitaran' ny Tanàna.
[1.320] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|