|
|
|
|

Teny iditra fisoloana (solo)
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy [1.1]
 L'action de remplacer, le remplacement, le motif [1.3]
Ohatra 
1Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra. [1.369]
2Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20