|
|
|
|

Teny iditra fisompatra (sompatra)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina misompatra na manao izay hahavoa ny sasany, manimba, mihetraketraka.
Azo somparana na simbana, asiana ratsy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20