|
|
|
|

Teny iditra fisongadinana (songadina)
Sokajin-teny anarana
 Fiavahana tsara, fivongadinana: Ny ahy, ny mba tiako ho tsapa, dia ny fisongadinan'ny tombombarotra amin'ity varotra ataontsika ity.
Fiboridanana: Mahamenatra ny fisongadinan'ilay tovolahy mamo teo ampovoan'ny arabe. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05