|
|
|
|

Teny iditra fisotroana (sotro)
Sokajin-teny anarana
 Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20