| Teny iditra | fisovohana (sovoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanatonana mangingina, antsokosoko:
Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy. Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao. [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|