|
|
|
|

Teny iditra fitadiavana (tady)
Sokajin-teny anarana
 Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. [1.1]
  [1.13]
Ohatra 
1Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. [2.356]
2Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24