|
|
|
|

Teny iditra fitady (tady)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!
Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka [1.1]

Teny iditra fitady (tady)
Sokajin-teny anarana
 Toetran'ny zavatra vita tady [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2010/04/08