| Teny iditra | fitahontahona (tahontahona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fitahontahonana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|