|
|
|
|

Teny iditra fitaikotaiko (taikotaiko)
Sokajin-teny anarana
 Fomban'ny olona mitaikotaiko, izany hoe mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05