| Teny iditra | fitaina (taina) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|