| Teny iditra | fitaizana (taiza) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. [1.1] | |||||
| Asa fanabeazana [1.13] | |||||
| The act of nursing or caring for [1.7] | |||||
| Action de nourrir, de soigner [1.8] | |||||
| éducation [1.13] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|