|
|
|
|

Teny iditra fitalapetrahana (talapetraka (petraka))
Sokajin-teny anarana
 Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [1.1]
 L'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20