|
|
|
|

Teny iditra fitambarana (tambatra)
Sokajin-teny anarana
 Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra
Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ
Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano [1.1]
 L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause [1.3]
 Réunion [1.13]
Ohatra 
1Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana [2.606]
2Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24