|
|
|
|

Teny iditra fitandremana (tandrina)
Sokajin-teny anarana
 Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.
Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo.
Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy.
Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. [1.1]
 The act of caring for health care [1.7]
 Action de surveiller, de prendre soin [1.8]

Teny iditra fitandremana (tandrina)
Sokajin-teny anarana
 A parish
 Paroisse [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08