|
|
|
|

Teny iditra fitandroana (tandro)
Sokajin-teny anarana
 Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [1.1]
Tovy hevitra fitandrovana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05