|
|
|
|

Teny iditra fitanehana (tanika)
Sokajin-teny anarana
 Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1]
Ohatra Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05