| Teny iditra | fitanika (tanika) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo:
Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. [1.1] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|