| Teny iditra | fitaomana (taona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina:
ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity Fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1] | ||
| Action de charrier, encouragement [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09 |
|