| Teny iditra | fitarika (tarika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|