|
|
|
|

Teny iditra fitatra
Sokajin-teny anarana
 Soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10]

Teny iditra fitatra
Sokajin-teny anarana
 Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1]
 A bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2]
 Tarier à collier [1.54]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Pratincola sybilla
Ohatra Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra. [2.470]
Tovy hevitra feta ~ fitapatatra ~ fitatenona ~ tekiteky

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14