|
|
|
|

Teny iditra fitendrena (tendry)
Sokajin-teny anarana
 Fikasihana zavamaneno mba hamoahany feo: Kingalahy izy amin' ny fitendrena lokanga. [Voambolana: ]
Fihinanana zavatra kely: Raha halain-dra, tsy azo atao na dia fitendrena hanina kely foana aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05