| Teny iditra | fitery (tery) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby Azo terena [1.1] | ||
| Ohatra | Mihahaka izahay raha vao tratra aoriana ny fitery anay.
[2.117] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|